Overblog Tous les blogs Top blogs Religions & Croyances
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

Aim-panahy Bread of life Verset du jour

Publicité

Le pardon de Dieu

Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika

 

Mba amin'ny anaran'i Jesoa no handohalihan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny ety an-trany na ny any ambanin'ny tany. Filipiana 2:10 

 

Fandaharana anio:

 

1 - Amin'ny anaran'i Jesosy

2 - Hiaraka hivavaka isika

 

---------

 

1 - Amin'ny anaran'i "Jesosy".

 

 Ny anaran'i Jesosy no anarana mahery indrindra eto an-tany. Amin'ny anarany no androahana devoly, hanasitranana ny marary, ny kilemaina, ny marenina sy ny jamba. Amin'ny anaran'ny no voalaza fa handohalihan'ny lohalika rehetra. Ny anarany no handraisana fiarovana,

 

 Koa hoy ny soratra masina: "Aza tonotononina ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao fa ataon'i Jehovah ho manan-tsiny tokoa izay manonononona foana ny anarany" Eksodosy 20:7 

 

Be ny olona no maika dia maika sy tsy am-piheverana manonona foana izany hoe "Jesosy" izany na hoe "Andriamanitra". Anarana masina izany ka tokony hajaina sy homam-boninahitra.

 

 Hoy ny Salamo 20:1 "Hitondra anao amin'ny anaran'ny Avo anie ny anaran'ny Andriamanitr'i Jakoba". 

 

 Mampisandratra ary mitondra FIAROVANA ny anaran'i Jesosy. Mila finoana anefa izany. "Izay rehetra manonona ny anaran'i Jehovah dia ho vonjena". Romana 10:13 

 

 Raha sendra tonga ny tahotra, moa mino ve ianao fa raha manonona ny anaran'i Jesosy ianao dia hiaro Anao izany ?

 

 Rehefa natahotra tampoka i Petera nohon'ny fanonjan'ny rano ka nilentika dia niantso ny Tompo Jesosy Izy. "Tompo ô, maty aho fa vonjeo". Matio 14:29. 

 

 Mahery ny anaran'i Jesosy ka tonony raha sendra misy tahotra mihahaka fa isika tsy miady amin'ny nofo aman-drà fa amin'ny fanahy rehetra eny aimn'ny rivotra. Mahery sy masina io anarana io ka aza misalasala mandroaka ny ratsy amin'ny anarany. AMEN

 

---------

 

2 - Hiaraka hivavaka isika:

 

 Ry Tomnpo Andriamanitra ô, masina Ianao ary Mahery sy Mahefa ny zavatra rehetra. Amin'ny Anaranao Masina Tompo ô no handroahanay ny fanahy osa sy mitondra tahotra amin'ny olombelona mino Anao rehetra. Ataovy mahafantatra ny fiarovanao mafy izahay ary hanam-pinoana amin'ny herin'ny ANARANAO. Dia ho voninahitra ho Anao hatramin'ny taloha indrindra sy ho mandrakizay anie izany. Amena

 

 

----------------------------------------------------

 

 

Toi, tu es un Dieu de pardons, faisant grâce, et miséricordieux, lent à la colère, et grand en bonté. Néhémie 9. 17

 

Il y a pardon auprès de toi, afin que tu sois craint. Psaume 130. 4

 

Pardon … Prononcé bien des fois pour nous excuser, ce mot banal revêt dans certaines occasions son vrai sens. Il nous arrive de demander pardon à notre conjoint, à un ami, à des voisins … Nous comprenons que la voie du pardon, de la libération du mal, passe par l'aveu de nos torts. Celui qui cache ses transgressions ne prospérera point, mais celui qui les confesse et les abandonne obtiendra miséricorde” (Proverbes 28. 13). La parabole de Luc 18 montre que Dieu ne refuse jamais son pardon à celui qui reconnaît ses fautes: “Ô Dieu, sois apaisé envers moi, pécheur!” (v. 13).

 

Dieu est amour, et il fait grâce à celui qui se repent. Il est aussi justice et sainteté. Son pardon s'exerce avec justice parce que Jésus son Fils a expié à la croix les péchés de tous ceux qui croient en lui. Il en a subi le jugement à leur place. Dieu ne s'en souviendra plus (Hébreux 8. 12). “Autant l'orient est loin de l'occident, autant il a éloigné de nous nos transgressions” (Psaume 103. 12).

 

Oui, il y a pardon auprès de Dieu. Venez à lui et vous ferez partie de ceux à qui il a pardonné, à cause de l'œuvre de Christ (Éphésiens 4. 32). Mais n'oublions pas la fin du deuxième verset cité en tête de ce feuillet: “afin que tu sois craint”. Devant le prix payé pour expier ses péchés, et le constat de sa faiblesse, le croyant reste très attentif à sa conduite, en se confiant en Dieu.

 

 

----------------------------------------------------

 

 

Until You Are Full 

 

I am the bread of life. He who comes to Me shall never hunger, and he who believes in Me shall never thirst. John 6:35 

 

There is a longing in every heart that only Jesus can satisfy.

 

A friend who lives in Singapore told me about an old Chinese greeting. Instead of “How are you?” people would ask “Have you eaten until you are full?” The greeting likely originated during a time when food was scarce and many people did not know when they would have their next meal. When food was available, it was advisable to eat until they were full.

 

After Jesus miraculously fed 5,000 people with five loaves and two small fish (John 6:1-13), the crowd followed Him wanting more (vv.24-26). The Lord told them not to work for physical food that spoils, but “for the food which endures to everlasting life, which the Son of Man will give you  . . .  . I am the bread of life. He who comes to Me shall never hunger, and he who believes in Me shall never thirst” (vv.27,35).

 

As followers of Jesus, we should help those who lack adequate physical nutrition. And with all, we can share the good news that our hunger for inner peace, forgiveness, and hope can be satisfied by knowing Christ the Lord.

 

Jesus Christ, the bread of life, invites us to come to Him for His feast for the soul, urging us to eat until we are full.

 

Thank You, Jesus, that You call out to those

who are weary and thirsty and say, “Come to Me

and be filled.” We are hungry and are thankful

 that You satisfy us. Amen

Publicité
Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article