Overblog Tous les blogs Top blogs Religions & Croyances
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

Aim-panahy Bread of life Verset du jour

Publicité

Fantatrao ve Jesoa ?

Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika

 

21 Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.  22 Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko , tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay? 23 Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka. Matio 7:21-23

 

Fandaharana anio:

 

1 - Toriteny

2 - Vavaka

 

--------

 

1 - Toriteny

 

Mipetraka aminao sy amiko ny fanontaniana etoana. Afaka milaza ve ianao na izaho fa mahafantatra ny olona izay nivelona tamin'ny taona 2000 lasa ?

 

Mazava fa tsia ny valiny. Na dia fantatsika aza ny toerana nahaterahan'i Jesoa, ny tany nahalehibeazany, ny tenim-pahendrena rehetra izay naloakan'ny vavany tamin'Izy tety an-tany, na ny teny fampanantenany rehetra dia tsy afaka milaza isika fa fantatsika marina Jesoa Kristy.

 

Mazava ny tenin'i Jesoa araka izay voalaza ao amin'ny Matio 7 fa tsy izay rehetra manaja Azy amin'ny molony na manao asa araka ny Anarany dia mahafantatra Azy na handova ny fiainana mandrakizay.

 

Eny mazava ny tenin'i Jesoa eto fa tsy afa-misaraka ny fiainantsika andavan'andro sy ny asa fanompoana ataontsika.

 

Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy, ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy haharombaka azy amin'ny tànako. Jaona 20:27

 

Koa mahafantatra an'i Jesoa ve ianao? moa miaraka Aminy isan'andro ve ianao amin'ny fanapahan-kevitra rehetra amin'ny fiainanao? moa mahafantatra ve ianao fa Jesoa dia loharanon-kery sy fiononana ary fototry ny fanantenana rehetra? Eo anatrehan'ny adim-piainana isan'andro, mahay matoky an'i Jesoa ve ianao hanampy anao amin'izany sa miankina amin'ny herinao irery? Rehefa faly ve ianao na mahazo fahasoavana dia mahay misaotra sy midera Azy?

 

Sady mila mihaino an'i Jesoa isika no manompo Azy. Ny fiainana iray manontolo no hiainantsika hahafantatra an'i Jesoa na ho lava izany na ho fohy. Koa aoka isika hanatona Azy amim-panetren-tena sy fo torotoro ary manaiky ny fitarihan'ny Fanahy Masina isan'andro ary manolo-tena hahafantatra Azy marina sy ny sitrapony eto an-tany.

 

--------

 

2 - Vavaka

 

Ry Rainay any an-danitra ô, misaotra Anao izahay nohon'ny tombon'andro izay mbola nomenao. Ry Jesoa Kristy Tomponay ô, tariho isan'andro izahay amin'ny alàlan'ny Fanahinao ny hitombo isan'andro isan'andro amin'ny fahalalàna Anao sy ny sitraponao. Dia ho voninahitrao mandrakizay anie ny fiainanay rehetra. Amena

 

 

--------------------------------------------

 

 

Jamais seul

 

Si quelqu'un m'aime, [...] nous viendrons à lui, et nous ferons notre demeure chez lui.Jean 14.23b

 

La présence de Dieu avec nous est un de ses présents pour nous.

 

Avez-vous déjà été seul - vraiment seul?

 

Bien des gens peuvent répondre oui parce que c'est ce qu'ils ressentent tous les jours. Je ne pense pas à ceux qui vivent dans une cabane retirée sur une montagne, loin de la civilisation. Je pense à ceux qui se sentent seuls dans une foule, ou dans une église remplie de gens.

 

Je pense à ceux qui n'arrivent tout simplement pas à trouver quelqu'un avec qui s'associer. Peut-être sont-ils nouveaux dans un quartier; peut-être ont-ils perdu leur conjoint; ou peut-être se sentent-ils simplement seuls parce qu'ils pensent qu'ils sont différents, étranges et tenus à l'écart des conversations normales avec les autres.

 

Avez-vous déjà été seul, vraiment seul? Si oui, j'ai une bonne nouvelle pour vous, car si vous avez invité Christ dans votre vie comme Sauveur et Seigneur, vous n'êtes jamais seul. En effet, vous bénéficiez de sa présence constante en vertu de la promesse qu'il a faite: «Et voici, je suis avec vous tous les jours, jusqu'à la fin du monde» (Mt 28.20c).

 

Il y a aussi une promesse de Dieu le Père: «Je ne te délaisserai point, et je ne t'abandonnerai point» (Hé 13.5c).

Reconnaissez avec le psalmiste qu'il n'y a pas un endroit où Dieu ne soit pas avec vous (Ps 139.7). Bien entendu, nous avons tous besoin de compagnons en chair et en os, mais ne négligeons pas la réalité de la présence du Seigneur. Nous pouvons y compter. Et avec lui à nos côtés, nous ne sommes jamais seuls.

 

 

--------------------------------------------

 

 

Good & Plenty

 

You are my Lord, my goodness is nothing apart from You. Psalm 16:2

 

God alone is good. Don’t settle for second best.

 

I have to admit that I’ve got a sweet tooth. Of all the candies I love, Good & Plenty is near the top of the list. Life is good when I have a handful of those luscious, sugar-coated licorice pieces!

 

There are a lot of good things in life. But like a feast of Good & Plenty, the goodness is soon over. Even the best of the good things can afterward leave us feeling empty and even regretful. So when the psalmist declares, “I said to the Lord, ‘You are my Lord, apart from You I have no good thing’” (Ps. 16:2 niv), I am intrigued. We all know that God is good. But when was the last time we embraced Him as the ultimate good in our life?

 

The psalmist explains just how good God really is: He is our preserver (v.1), our total goodness-giver (v.2), our counsel and instruction (v.7), and the One who makes known “the path of life” and fills us with joy in His presence (v.11). Now that’s what I call good!

 

Unfortunately, too often we let lesser “goods” eclipse our acceptance of the everlasting goodness of God in our lives. The fleeting nature of lesser goods will ultimately disappoint us—you can count on it. Only God is truly good! And there is plenty of Him for all we need.

 

Oh, taste the goodness of the Lord

And savor all that He has done;

Draw close and give your praise to Him

The holy, sovereign, faithful One. Sper

Publicité
Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article